Teny iditra | fiomana (omana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina miomana, na mivonona mialoha amin' ny fanaovana ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana na tsy ho voatampoka [1.1] | |
Fivaditsoratra | famoina, fimaona, fiomana, miafona, mifañao, miofana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |