Teny iditra fiomanana (omana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana amin' izay atao na tsy ho voatampoka raha misy zavamitranga [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy preparation [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay préparation [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31