Teny iditra (1/2) | 1 fiompana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba na toetran' ny zavatra miompana, miraikitra, mipetaka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the use of foul or abusive language |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] manière de maudire 6 [1.8] malédiction d'inceste, propos ordurier |
Fototeny | 7 ompa |
Teny iditra (2/2) | 8 fiompana |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Fomba na toetran'ny zavatra miompana, miraikitra, mipetaka |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.3] l'état de ce qui est attaché à |
Fototeny | 12 ompana |
Fivaditsoratra | 13 ampifona, fiompana, mañifa-po, mpifanao, mpiofana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |