Teny iditra | fiompana (ompa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fomba na toetran' ny zavatra miompana, miraikitra, mipetaka [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | the use of foul or abusive language [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | manière de maudire [Abinal 1888] | |
malédiction d'inceste, propos ordurier [Hallanger 1974] | ||
Teny iditra | fiompana (ompana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fomba na toetran'ny zavatra miompana, miraikitra, mipetaka [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | l'état de ce qui est attaché à [Abinal 1888] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |