|
|
|
|

Teny iditra1  fiongana (ongana)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fomba entina miongana, fomban' ny zavatra miongana, izany hoe mianjera ambony ambany [1.1]

Fivaditsoratra  4  afingano, fanaingo, fiangano, fiangona, figonana, fiongana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05