Teny iditra fiongotra (ongotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba na toetran' ny zavatra miongotra, miala hatramin' ny fakany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31