Teny iditra fionjinonjina (onjinonjina (onjina))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny olona mionjinonjina, na midoladola somary miaingitra raha mamindra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20