|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fioritra
Fototeny  2  oritra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra mioritra, izany hoe misy ketronketrona: Fioritry ny lamba no mahatonga io ketrona io
Fahatapahana: Ny fioritry ny tanany no tsy ahafahany manoratra

Teny iditra (2/2)5  fioritra
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Taimoro] fihogo
Tovy hevitra  8  oritra

Fivaditsoratra  9  aforitry, fioritra, firiotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20