Teny iditra | fiparitahana (paritaka) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fielezana amin' ny toerana maro, fandosirana misafotofoto [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Répartition, dispersion, distribution [1.13] | ||
Tovy hevitra | fihahaka | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |