Teny iditra fipasaka (pasaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mipasaka, izany hoe mipariaka ho vakivakiny maro madinika; fitresaka: Ny fipasaky ny ovin' Ankaratra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31