|
|
|
|

Teny iditra1  fipasaka
Fototeny  2  pasaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra mipasaka, izany hoe mipariaka ho vakivakiny maro madinika; fitresaka: Ny fipasaky ny ovin' Ankaratra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11