Teny iditra | 1 fipepo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra mipepo, izany hoe misy lempona; Tsy dia lehibe loatra akory ny fipepon' ny fiarakodianao Toetran' ny olona mipepo, izany hoe matahotra ka mikemo, mitakemotra |
Fototeny | 4 pepo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |