Teny iditra fipitika (pitika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mipitika, izany hoe miendaka na miala avy amin' ny zavatra iray, miala tampoka dia mitsambikina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31