|
|
|
|

Teny iditra1  fipoitra
Fototeny  2  poitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mipoitra, toetran' ny zavatra mipoitra, izany hoe miseho avy ao anaty zavatra, miseho tampoka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11