Teny iditra | fiporetaka (poretaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina miporetaka, izany hoe mipetraka mivareraka amin' ny tany, mietry [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière de s’affaisser [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/08 |