Teny iditra firabaraba (rabaraba)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mirabaraba, manao tsy am-piheverana, manaonao foana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière de faire au hasard [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/15