Teny iditra | 1 firaika |
Fototeny | 2 raika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra miraika, mirona, mitongilana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] pente, inclinaison |
Ohatra |
6 [2.296#] Fo aman-tsaina samihafa firaika - na samy fo aman-tsaina mitovy fiandohàna sy fiafaràna aza - ny an' ny firenena atsy sy aroa. |
Voambolana |
7 Matematika: rafitsary |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 firaika, firiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |