Teny iditra firaikana (raika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fironana, fitongilanana
¶ Fahamaodimaodiana mahatonga hitandrina: Ny tsy firaikana matetikano mahavoa [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra firaihana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31