Teny iditra firaondraona (raondraona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavamaneno miraondraona: Sondriana erỳ aho mihaino ny firaondraonan' ny orga any am-piangonana [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2009/02/23