Teny iditra (1/2) | 1 firatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza hazavana na fanjelanjelarana. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] shining. See peratra. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] l'éclat, le brillant |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 firàtra |
Fototeny | 10 ratra |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Toetran' ny volana miratra |
Fivaditsoratra | 13 afaritr, arafitr, arifatr, faratry, faritra, firatra, firàtra, rafitra, rifatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |