Teny iditra | 1 firavaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra atao fihaingoana vita amin' ny vato na metaly sarobidy ary amim-pomba voakaly, toy ny kavina, haba...: Misy efatra karazana ny firavaka fitondran' ny Ntaolo nihaingo: ny vakana, ny kavina, ny firavaka fanao amin' ny volo na drakadraka, ary ireo rojo isan-karazany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] jewelry |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] bijou |
Ohatra |
6 [2.1022#] Tena volamena izany, sa firavaka rombahina? 7 [1.437#] Ny karazan-bakana dia firavaka tian-dry zareo fatratra. |
Fototeny | 8 ravaka |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny firavaka io |
Lahatsoratra |
10 Randzavola: firavaka ao amin' ny Baiboly (=> ravaka) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |