Teny iditra | 1 firehan-kevitra |
Singan-teny | 2 firehana, hevitra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 fitambaran'ny fomba fisainana sy ny finoana ananan'ny antokon'olona iray manaraka ny vanimpotoana [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 idéologie [1.13] |
Voambolana |
6 Pôlitika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/25 |