Teny iditra firehan-kevitra (firehana, hevitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fitambaran'ny fomba fisainana sy ny finoana ananan'ny antokon'olona iray manaraka ny vanimpotoana [SLP 1986]
Fandikana frantsay idéologie [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra foto-kevitra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31