|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  firifiry
Fototeny  2  firy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Be dia be, sesehena: Firifiry akory no mbola tsy mahalala ny hasoan' ny teny malagasy? [1.1]

Teny iditra (2/4)5  firifiry
Fototeny  6  firy
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  Hatsiaka manaikitra aoka izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  coldness [1.2]
Sampanteny 
10  Mpamaritra :
Tovy hevitra  11  firy

Teny iditra (3/4)12  firifiry
Fototeny  13  firy
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny anglisy  15  sorrow [Provincial] [1.2]
Voambolana  16  Ontam-po

Teny iditra (4/4)17  firifiry
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19  (de firifiry : nombreux, innombrables ; allusion à la facilité avec laquelle ce chiendent malgache se bouture). Cynodon dactylon (L.) Pers. (Poaceae). Excellente espèce fourragère. [Tandroy] [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31