Teny iditra firisarisa (risarisa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetra, fomban' ny olona mirisarisa, izany hoe mamindra miadana, tsy maka sarotra ary miretareta [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20