|
|
|
|

Teny iditra1  firofotra
Fototeny  2  rofotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny aretina mibontsimbontsina: Ny firofotry ny bonibony
5  [1.13] mandrotsindrotsina amin'ny hoditra mariky ny fisehon'ny aretina ety ivelany
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] éruption
Voambolana  7  Fahasalamana

Fivaditsoratra  8  firofotra, forifotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21