|
|
|
|

Teny iditra1  firofotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toetran' ny aretina mibontsimbontsina: Ny firofotry ny bonibony
4  [1.13] mandrotsindrotsina amin'ny hoditra mariky ny fisehon'ny aretina ety ivelany
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] éruption
Voambolana  6  Fahasalamana
Fototeny  7  rofotra

Fivaditsoratra  8  firofotra, forifotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29