|
|
|
|

Teny iditra1  firohotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fiaraha-mandeha maro be, mizotra miara-be: Ny firohotry ny vahoaka nijery ireo fiarakodia nifandona
4  [1.13] fifindra-monina rodobe
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#543] manière d’aller en foule
6  [1.13] exode
Fototeny  7  rohotra
Tsipelina hafa  8  firohitra

Fivaditsoratra  9  firohotra, haforitro, hirofotra, horifatro

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21