|
|
|
|

Teny iditra1  firona
Fototeny  2  rona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomban' ny olona na zavatra mirona, izany hoe miraika na mihilana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  L'état de ce qui est incliné, manière de se pencher [1.3#546]

Fivaditsoratra  6  finora, firano, firona, forina

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/09