|
|
|
|

Teny iditra1  fironana
Fototeny  2  rona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fihilanana, firaikana, fitongilanana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  inclinaison [1.3#546, 1.13]
Ohatra  6  Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina. [4.27#]

Fivaditsoratra  7  fanorina, fironana

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/09