Teny iditra | firongo (rongo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Toetran' ny lamba mirongo, izany hoe misy haingo amin' ny sisiny na amin' ny lohany [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Teny iditra | firongo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fandikana frantsay | accessoire [SLP 1986] | |
Teny mitovy hevitra | forongo | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |