Teny iditra | firotaka (rotaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mirotaka, na manimba zavatr' olona ho fanehoana tsy fahafaliana [1.1] | |
Teny iditra | firotaka (rotaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | La proéminence du ventre [1.3] | |
Tsipelina hafa | firitaka | |
Fivaditsoratra | faktiora, firotaka, fitaroka, fitoraka, fitroaka, fotriaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |