|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  firotaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mirotaka, na manimba zavatr' olona ho fanehoana tsy fahafaliana
Fototeny  4  rotaka

Teny iditra (2/2)5  firotaka
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] la proéminence du ventre
Fototeny  8  rotaka
Tsipelina hafa  9  firitaka

Fivaditsoratra  10  akotrifa, atrifako, faktiora, faritako, firotaka, fitaroka, fitoraka, fitroaka, fotriaka, tafariko

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21