Teny iditra firozaroza (rozaroza)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mirozaroza, izany hoe miraviravy misy miramborambo na mihantonkantona betsaka [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05