Teny iditra | 1 firozaroza |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 rozaroza |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra mirozaroza, izany hoe miraviravy misy miramborambo na mihantonkantona betsaka |
Fivaditsoratra | 5 firazorazo, firozaroza, fizorazora |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |