Teny iditra | 1 fisafotofotoana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fikorontanana izaitsizy: Ny fisafotofotoan' ny entana ao an' efitrano no tsy ahitanao ny boky tadiavinao Fifangaroharoana tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Loza ny fisafotofotoan' itỳ kofehy tambazako izay mahita ny laniny roa |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] l'embrouillement, l’action de se démener de colère |
Fototeny | 5 safotofoto |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |