Teny iditra | fisahina (fisaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao tonga fisaka: Mbola fisaho ihany ity hazo itỳ fa mbola matevina [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be made thin, to be attenuated. [1.2] | ||||||||
To be flattened [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on aplatit [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | fasihina, fihasina, fisahina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |