Teny iditra | 1 fisainana |
Fototeny | 2 saina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fieritreretana: Trano fisainana 5 Fiheverana: Araka ny fisainan' ny maro, ny asa tanana dia ambany noho ny asa saina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 thinking, reflection [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 la pensée, réflexion [1.8] |
Ohatra |
8 Ny alina, hono, mitondra fisainana, hoy i M. [2.528#68] 9 Izao sahady dia ioriako ny fisainana azy ho tola! [2.928#] 10 I Katy toa lasa fisainana lalina ka nampanahy azy. [2.470#140] |
Voambolana |
11 Filôzôfia |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny fisainana io |
Fivaditsoratra | 16 anifisana, fanisiana, fisainana, fisia-nana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |