Teny iditra | fisalasalana (salasala) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fahatapahan-kevitra: Aleo mihemotra raha mbola misy fisalasalana ao an-tsainao Tsy fitokiana fa marina: Ny fisalasalan' ny mpitsara no nahatonga azy ho afaka [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Doubt, hesitation [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Doute; hésitation [1.8] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/04 |