|
|
|
|

Teny iditra1  fisalehorana
Fototeny  2  salehotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fahamaikamaikana foana, fiselontselonana amin' ny raharahan' ny hafa: Mahasosotra ahy ny fisalehoranao amin' ny raharahako ka atsaharo masonandro anio

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11