Teny iditra fisalovanana (salovana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fipetrahana na fankanesana eo anoloan' ny olona iray; fitsatsaingohana miteny alohan' ny olona na fanapahana ny teniny; fitsofohana na fitsabahana amin' ny raharahan' ny sasany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20