|
|
|
|

Teny iditra1  fisambotra
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fototeny  3  sambotra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina misambotra: Mora sarotra ny fisambotra valala fa hoy ny Ntaolo hoe: "Ny valala aza tsy azo raha tsy andriana ilika"
Azo samborina: Misy vorona tsy fisambotra
Ohatra  5  [2.293#] Ka hataontsika ahoana no fisambotra io?

Fivaditsoratra  6  fisambotra, rambafotsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21