Teny iditra | fisanaka (sanaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomban' ny vava misanaka na misokatra be toy ny an' ny adaladala gaga mijery zavatra mahavariana azy [1.1] | |
Fivaditsoratra | fikasana, fisakana, fisanaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |