Teny iditra fisandoka (sandoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina misandoka, izany hoe milaza ny tena ho izao na izao na mihambo ho tompon' ny zavatra tsy azy akory [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20