|
|
|
|

Teny iditra1  fisandoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina misandoka, izany hoe milaza ny tena ho izao na izao na mihambo ho tompon' ny zavatra tsy azy akory
Fototeny  4  sandoka

Fivaditsoratra  5  fisakonda, fisandoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21