Teny iditra | fisangodinana (sangodina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fihodinkodinana eo an-toerana ihany: Tsy re mihitsy ny fisongodinan' ity tandrimo Fivezivezéna, fivoivoizana [1.1] | |
Fivaditsoratra | fisangodinana, fisongadinana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |