|
|
|
|

Teny iditra1  fisangotra
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fototeny  3  sangotra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina misangotra na mioty vary ka ny salohy masaka no tsongoina amin' ny tanana na tapahina amin' ny antsy
Azo sangorina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11