Teny iditra fisarahana (saraka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Separation; divorce; the act of divorcing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Séparation; divorce [1.8]
Ohatra 
1Tena nangidy taminay ny fisarahana! [2.356]
2Fa hafa ity fisarahana indray maka ity. [2.472]
3Ianao ihany no nangataka fisarahana ary. [2.529]
4Mangidy moa ny fisarahana ka tsy maintsy alahelovana! [1.272]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11