|
|
|
|

Teny iditra1  fisarahana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] separation; divorce; the act of divorcing
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.8] séparation; divorce
Ohatra  5  [2.356] Tena nangidy taminay ny fisarahana!
6  [2.472] Fa hafa ity fisarahana indray maka ity.
7  [2.529] Ianao ihany no nangataka fisarahana ary.
8  [1.272] Mangidy moa ny fisarahana ka tsy maintsy alahelovana!
Fototeny  9  saraka
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny fisarahana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11