Teny iditra | fisarihana (sarika) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Famaritana malagasy | Fisintonana: Ringa erỳ ny mpanjonoamin' ny fisarihana ny harato ¶ Fandroritana, fitarihana: Fisarihana olona amin' ny sandriny ¶ Fanintonana: Fisarihana ny sainareo hikendry lalandava zavatra ambony no ilazako izany. [Rajemisa 1985] | ||
Fandikana frantsay | attraction, tirage [SLP 1986] | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |